Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahirama

Ahirama

(Ahiràma) [Ny Rahalahiko dia Avo (Misandratra)].

Zanakalahin’i Benjamina sady razamben’ny fianakaviana iray. (No 26:38) Toa izy ihany ilay Ehy ao amin’ny Genesisy 46:21 sy ilay Ahara ao amin’ny 1 Tantara 8:1.