Ahisamaka
(Ahisamàka) [Ny Rahalahiko dia Nanohana].
Lehilahy iray avy amin’ny fokon’i Dana, ary rain’i Oholiaba, ilay mpanao asa tanana mahay izay niara-niasa tamin’i Bezalila rehefa naorina ny tranolay masina.—Ek 31:2-6; 35:34; 38:23.