Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ahozama

Ahozama

(Ahozàma) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mihazona”].

Zanakalahin’i Asora tamin’i Nara vadiny, avy amin’ny fokon’i Joda. Ny anarany no voatonona voalohany amin’ireo zanak’i Asora.​—1Ta 4:5, 6; 2:3-5, 24.