Aia
(Aià) [Papango Mainty].
1. Zanakalahin’i Zibona, ilay Hivita lehibem-poko. Ny anaran’i Aia no voatonona voalohany tamin’izy roa lahy zanak’i Zibona. Dadatoan’i Oholibama, anisan’ny vadin’i Esao, i Aia.—Ge 36:2, 20, 24, 29; 1Ta 1:40.
2. Rain’i Rizpa, vadikelin’i Saoly. Niteraka roa lahy i Rizpa sy Saoly, ary novonoina ho faty ireo zafikelin’i Aia ireo.—2Sa 3:7; 21:8-11.
3. Jereo AY No. 1.