Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Aina, III

Aina, III

[ע] (ayin).

Litera faha-16 amin’ny abidy hebreo. Avy amin’ny hoe ʽayin (heb.) ny zanatsoratra grika ômikrôna (ô). Renisoratra anefa ny ʽayin fa tsy zanatsoratra. Tononina any amin’ny fara tenda izy io, ary tsy misy mifanitsy aminy amin’ny teny malagasy. Nadika hoe ʽ izy io. Izy io no manomboka ny andininy tsirairay ao amin’ny Salamo 119:121-128 amin’ny teny hebreo.