Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Akima

Akima

(Akìma) [mety ho avy amin’ny teny heb., ary midika hoe “Enga Anie [i Jehovah] Hanamafy Orina”].

Tarana-mpanjaka izy, izany hoe taranak’i Davida avy tamin’i Solomona. Razamben’i Josefa ray nitaiza an’i Jesosy izy.​—Mt 1:14.