Alaba
(Alàba).
Tanàna kananita tao amin’ny tanin’i Asera. (Mpts 1:31) Mbola nonina tao anefa ny Kananita satria tsy noroahin’ny fokon’i Asera. Tsy tena fantatra izay nisy an’i Alaba.