Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Alona-bakota

Alona-bakota

(Alôna-bakòta) [Hazo Goavam-be Fitomaniana].

Hazo goavam-be naniry teo akaikin’i Betela, teo am-pototry ny havoana nisy an’ilay tanàna. Nantsoina hoe Alona-bakota ilay hazo, satria teo am-pototr’izy io no nandevenan’i Jakoba an’i “Debora, ilay vehivavy nampinono an’i Rebeka taloha.”​—Ge 35:8; jereo HAZOBE, HAZO GOAVAM-BE.