Amala
(Amàla) [Asa Mafy].
Zanakalahin’i Helema. Ny anarany no voatonona farany amin’ireo zanak’i Helema efa-dahy ao amin’ny lisitr’ireo “taranak’i Asera, izay samy lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy. Lehilahy voafantina sy nahery fo ary natanjaka koa izy ireo, sady lohan’ny mpiadidy.”—1Ta 7:35, 40.