Amisaday HANDEFA Amisaday (Amisadày) [Vahoakan’ilay Mahery Indrindra]. Rain’i Ahiezera mpiadidy teo amin’ny fokon’i Dana. Niaraka tamin’i Mosesy nanisa ny vahoakan’Israely i Ahiezera, tamin’ny taona faharoa taorian’ny nivoahana avy tany Ejipta (1512 T.K.).—No 1:12; 2:25. Hanao Pirinty Hizara Hizara Amisaday Fandalinana ny Soratra Masina Amisaday Malagasy Amisaday https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 89