Amizabada
(Amizabàda) [Ny Vahoakako dia Nanome].
Zanak’i Benaia. Lehilahy maherin’i Davida Mpanjaka i Benaia ary lehiben’ireo mpiady kalazalahy 30. Nisolo tena an-drainy i Amizabada rehefa niandraikitra ny antoko-mpanompo fahatelo, izay nanompo ny mpanjaka, tamin’ny volana fahatelo amin’ny taona.—1Ta 27:5, 6.