Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Anàka

Anàka

[mety hidika hoe Lava Tenda [izany hoe lava be]].

Anarana foko iray, ary lava be daholo ny olona tao. Mety ho niantsoana ny razamben’izy ireo koa anefa ny hoe Anàka. Misy mpanoritra eo anoloan’ilay anarana amin’ny teny hebreo (haʽAnak), ao amin’ny Nomery 13:22, 28. Raha ilay zanak’i ‘Arba rain’i Anàka’ (Js 15:13) no resahina eo, dia taranany koa ilay nantsoina hoe Anàka, tatỳ aoriana. (Ampitahao ny Js 15:14 sy ny 14:15, izay milaza an’i Arba hoe “ilay lehilahy goavam-be teo amin’ny Anakita.”)​—Jereo ANAKITA.