Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Anaia

Anaia

(Anaìa) [Namaly i Jah].

1. Anisan’ireo lehilahy nijoro teo ankavanan’i Ezra, rehefa namaky ny Lalàna tamin’ny vahoaka i Ezra tamin’ny andro voalohan’ny volana fahafito. Mety ho mpisorona izy na andriana.​—Ne 8:2, 4.

2. Anisan’ny lohandohany teo amin’ny vahoaka. Nanisy tombo-kase an’ilay fieken-keloka natao tamin’ny andron’i Nehemia ny taranany, na izy mihitsy.​—Ne 10:1, 22.