Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Anameleka

Anameleka

(Anamelèka) [mety ho avy amin’ny teny babylonianina, ary midika hoe “Mpanjaka i Anou”].

Andriamanitry ny Sefarvita izay tsy nahavonjy azy ireo tamin’ny fanafihan’ny Asyrianina. (2Mp 18:34) Naharikoriko ny nataon’ny mpivavaka tamin’i Anameleka satria nataony sorona tao anaty afo ny zanany.​—2Mp 17:31.