Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Anana, I

Anana, I

(Anàna) [mety hidika hoe Rahona].

Anisan’ireo lohandohany teo amin’ny vahoakan’Israely. Niaraka tamin’i Nehemia sy ny olon-kafa izy, na ny solontenany, ka nanisy tombo-kase an’ilay fanapahan-kevitra ny tsy hivadika amin’i Jehovah (455 T.K.).​—Ne 10:1, 26.