Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Anata

Anata

(Anàta).

1. Rain’i Samgara, mpitsara teo amin’ny Israely.​—Mpts 3:31; 5:6.

2. Iray amin’ireo andriamanibavy kananita telo lehibe. Anabavin’i Bala izy io sady vadiny, ary andriamanibavin’ny firaisana sy ny ady. Tsy voaporofo hoe avy amin’ny anaran’io andriamanibavy io ny anaran’ny rain’i Samgara. Mety ho avy amin’izy io ihany anefa ilay anarana, satria nivadi-pinoana ny Israely tamin’izany.​—Ampitahao amin’izay nataon’ny rain’i Gideona, Mpts 6:25-27.