Anema
(Anèma).
Tanàna tany akaikin’ny ilany atsimo amin’ny sisin-tanin’i Isakara, fa nomena ny Levita Gersonita. (1Ta 6:71, 73) Andininy mifanitsy amin’io ny Josoa 21:29. Tsy Anema anefa no hita ao fa En-ganima, izay mety ho anarana fenon’i Anema.—Jereo EN-GANIMA No. 2.