Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Antipasy

Antipasy

(Antipàsy) [fanafohezana ny hoe Antipater, ary midika hoe “Solon’ny Ray [Rainy]”].

1. Kristianina maritiora teo anivon’ilay fiangonana tany Pergamosy, tamin’ny taonjato voalohany.​—Ap 2:12, 13; jereo PERGAMOSY.

2. Heroda Antipasy, zanakalahin’i Heroda Lehibe.​—Jereo HERODA No. 2.