Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Apia

Apia

(Apìa).

Vehivavy kristianina notononin’i Paoly niaraka tamin’i Filemona sy Arkipo, rehefa nanoratra ho azy telo sy ilay fiangonana tao an-tranon’i Filemona izy. (Flm 2) Vadin’i Filemona angamba i Apia.