Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Arbita
Arbita
(Arbìta).
Mponina avy any amin’ny tanànan’i Araba, any akaikin’i Hebrona any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. Arbita i Paray, izay anisan’ny lehilahy maherin’i Davida.—2Sa 23:8, 35.