Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Arely

Arely

(Arèly), Arelita (Arelìta).

Iray amin’ireo zanakalahin’i Gada, ary ny anarany no voatonona fahafito. Anisan’ireo niaraka tamin’ny fianakavian’i Jakoba tany Ejipta izy tamin’ny 1728 T.K. Izy no lohan’ny fianakavian’ny Arelita, izay voasoratra anarana tamin’ny fanisam-bahoaka tany an-tany efitra, taloha kelin’ny hidirana tao amin’ny Tany Nampanantenaina.​—Ge 46:8, 16; No 26:17.