Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Asarela

Asarela

(Asarèla).

1. Iray amin’ireo efa-dahy zanak’i Jehalalila avy amin’ny fokon’i Joda.​—1Ta 4:16.

2. Zanakalahin’i Asafa, ary anisan’ny antoko-mpanompo nitendry zavamaneno sy nihira tao an-tranon’i Jehovah, tamin’ny andron’i Davida. (1Ta 25:1, 2) Toa anarana iray ihany ny hoe Asarela sy Jesarela, eo amin’ny andininy faha-14, saingy misy tsy fitoviana kely fotsiny.