Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Asbea

Asbea

(Asbèa) [Andeha Aho Hampianiana Olona].

Taranak’i Sela zanakalahin’i Joda ny ankohonan’i Asbea, ary nalaza ho mpanenona lamba tena tsara. (1Ta 4:21) Milaza ny Targoma fa natao ho an’ny mpanjaka sy ny mpisorona ny lamba rongony namboarin’izy ireo.