Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Asbela

Asbela

(Asbèla) Asbelita (Asbelìta).

Zanakalahin’i Benjamina, ary ny anarany no voatonona fahatelo ao amin’ny Genesisy 46:21, fa voatonona faharoa kosa ao amin’ny 1 Tantara 8:1. Anisan’ireo niaraka tamin’ny fianakavian’i Jakoba tany Ejipta izy tamin’ny 1728 T.K. Toa Jediaela no iantsoana azy ao amin’ny 1 Tantara 7:6, 10. Anisan’ireo voasoratra anarana tamin’ny fanisam-bahoaka tany amin’ny lemaka karakaina any Moaba ny Asbelita, tamin’ny 1473 T.K. tany ho any.​—No 26:38.