Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Asora

Asora

(Asòra) [mety hidika hoe Fahamaintisana].

Zafiafin’i Joda ary zanakalahin’i Hezrona. Teraka taorian’ny nahafatesan’i Hezrona rainy izy, araka ny soratra nataon’ny Masoreta. (1Ta 2:4, 5, 24; jereo HEZRONA No. 2.) Niteraka fito lahy tamin’ireo vadiny roa i Asora. (1Ta 4:5-7) Voalaza koa hoe rain’i Tekoa izy. Mety hidika izany fa izy no nanorina ny tanànan’i Tekoa.