Ava
(Àva).
Tanàna tany amin’ny faritra avaratr’i Syria, izay nofehezin’i Asyria tamin’ny taonjato fahavalo T.K. Toa izy io ihany no Iva.—2Mp 17:24; 18:34; 19:13; Is 37:13; jereo IVA.