Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Avima

Avima

(Avìma).

Tanànan’ny fokon’i Benjamina voatonona eo anelanelan’ny anarana hoe Betela sy Para, ao amin’ny Josoa 18:21-23. Ny sisa tamin’ireo Avita angamba no nonina tany. Nilaza i F.-M. Abel fa mety ho ny tanànan’i Kirbet Haiyan (Horvat Hayan), 4 km eo ho eo atsinanana atsimoatsinanan’i Betela (Beitin), izy io.​—Jeografian’i Palestina (frantsay), Paris, 1938, Boky II, p. 257.