Azoba
(Azòba) [Nilaozana Tanteraka; Nafoy].
1. Vehivavy iray anisan’ny vadin’i Kaleba zanak’i Hezrona.—1Ta 2:18, 19; jereo JERIOTA.
2. Zanakavavin’i Sily, ary renin’i Josafata Mpanjaka zanak’i Asa.—1Mp 22:41, 42; 2Ta 20:31, 32.