Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Baharomita

Baharomita

(Baharomìta) [An’i Bahorima].

Anarana iantsoana an’ireo teratany avy any amin’ny tanàna kelin’i Bahorima. Avy any Bahorima i Azmaveta, anisan’ny lehilahy maherin’i Davida, ka sady antsoin’ny 1 Tantara 11:33 hoe “Baharomita” izy no antsoin’ny 2 Samoela 23:31 hoe “Baromita.” Baharomita koa i Simey ilay niteny ratsy an’i Davida Mpanjaka, izay teo am-pandosirana.​—2Sa 19:16; 1Mp 2:8; jereo BAHORIMA.