Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bakbokia

Bakbokia

(Bakbokìa) [Tavoaran’i Jah].

1. Levita niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela, ary anisan’ny mpiambina. (Ne 12:1, 9) Mety ho izy ihany ilay Bakbokia No. 2.

2. Levita mpiambina, izay voalaza fa lohan’ireo fianakaviambe.​—Ne 12:23, 25; jereo BAKBOKIA No. 1.

3. Levita anisan’ireo voafidy honina tao Jerosalema, tamin’ny andron’i Nehemia. Anisan’ny mpihira angamba izy.​—Ne 11:17, 18.