Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Baladana

Baladana

(Baladàna) [avy amin’ny teny akadianina, ary midika hoe “Andriamanitra dia Nanome Zanakalahy”].

Rain’i Merodaka-baladana (Is 39:1; “Berodaka-baladana” ao amin’ny 2Mp 20:12). Mpanjakan’i Babylona i Merodaka-baladana zanak’i Baladana, tamin’ny fotoana nitondran’i Hezekia mpanjakan’ny Joda (745-717 T.K.).