Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bartolomeo

Bartolomeo

(Bartolomèo) [Zanakalahin’i Tolmay].

Iray tamin’ireo apostolin’i Jesosy 12, ary matetika no heverina ho i Natanaela ihany. Rehefa ampitahaina ireo Filazantsara, dia hita fa nampiarahin’i Matio sy Lioka i Bartolomeo sy Filipo, toy ny nampiarahan’i Jaona ny anaran’i Natanaela sy Filipo. (Mt 10:3; Lk 6:14; Jn 1:45, 46) Miresaka momba ny nataon’io apostoly io ny lahatsoratra NATANAELA.