Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bata

Bata

(bàta).

Fatran’ny ranon-javatra ampahafolon’ny homera (kora), ary mitovy amin’ny efaha izay fatran’ny zavatra maina. (Ezk 45:10, 11, 14) Tombanana ho 22 L ny 1 bata, rehefa jerena ny silaka siny misy soratra hoe “bata” amin’ny teny hebreo tranainy.