Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ben-ony

Ben-ony

(Benòny) [Zanakalahin’ny Fahoriako].

Anarana nomen’i Rahely ny zanany lahy faharoa, tamin’izy efa ho faty. Maty teo am-piterahana mantsy izy. Novan’i Jakoba ilay anarana ka nataony hoe Benjamina, midika hoe “Zanakalahin’ny Tanana Havanana.”​—Ge 35:18; jereo BENJAMINA No. 1.