Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Besodia

Besodia

(Besodìa) [Teo Anivon’ireo Akaiky An’i Jah].

Rain’i Mesolama. Anisan’ny nanamboatra ny simba tamin’ny “Vavahadin’ilay Tanàna Taloha”, teo ambany fitarihan’i Nehemia, io Mesolama io.​—Ne 3:6.