Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bestera

Bestera

(Bestèra) [mety hidika hoe Tranon’i Astarta].

Tanàna tany atsinanan’i Jordana, nomena ny Gersonita anisan’ny fokon’i Levy. (Js 21:27) Miantso an’i Bestera hoe Astarta ny 1 Tantara 6:71, izay andininy mifanitsy amin’io.