Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Beti-emeka

Beti-emeka

(Bèti-emèka) [Tranon’ny Lemaka Iva].

Tanàna tao amin’ny tanin’ny fokon’i Asera. (Js 19:24, 27) Izy ihany ilay Tell Mimas (Tel Bet HaʽEmek) ankehitriny, tokotokony ho 8 km any avaratratsinanan’i Ako. Toa mbola ahitana ny anaran’i Beti-emeka ao amin’ny hoe ‛Amqa, tanàna arabo efa lao eo akaikin’i Tell Mimas.