Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Beti-gadera

Beti-gadera

(Bèti-gadèra) [Tranon’ny Tamboho Vato].

Anarana hita ao amin’ny tetirazan’i Joda. (1Ta 2:50, 51) Toa anaran-toerana anefa ilay izy fa tsy anaran’olona. Misy manam-pahaizana àry mihevitra azy io ho tanàna iray tany Joda. Mety ho i Beti-gadera ihany i Gadera, tanàna tany andrefan’i Jordana, izay azon’i Josoa rehefa resiny ny mpanjaka tao.​—Js 12:13.