Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Beti-pazeza

Beti-pazeza

(Bèti-pazèza) [Trano Famotipotehana].

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Isakara. (Js 19:17, 21) Tsy tena fantatra ny nisy azy io. Misy anefa milaza azy io ho i Kerm el-Hadeteh, any akaikin’ilay toerana voalaza fa nisy an’i En-hada izay voatonona miaraka amin’i Beti-pazeza.