Bilana
(Bilàna).
1. Iray amin’ireo zanakalahin’i Ezera lehibem-poko horita, ary ny anarany no voatonona voalohany.—Ge 36:20, 21, 27; 1Ta 1:42.
2. Benjamita zanakalahin’i Jediaela. Loham-pianakaviana ny zanak’i Bilana fito lahy, ary nisy fotoana nahatratra 17 200 ny “lehilahy natanjaka sy nahery fo” taranak’izy ireo.—1Ta 7:6, 10, 11.