Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bilga

Bilga

(Bilgà) [Mamiratra].

1. Lehiben’ny fizarana faha-15 tamin’ireo antoko-mpisorona 24, rehefa nalamin’i Davida indray ny fanompoana tao amin’ny toerana masina.​—1Ta 24:1, 3, 14.

2. Mpisorona niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela, tamin’ny 537 T.K. (Ne 12:1, 5, 7) I Samoa no lohan’ny fianakaviamben’i Bilga, teo amin’ny taranaka nanaraka.​—Ne 12:12, 18, 26.