Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bohana

Bohana

(Bohàna) [mety hidika hoe Ankihibe].

1. Taranak’i Robena. Nampitondraina ny anarany ny vato baorina iray teo amin’ny sisin-tanin’i Joda.​—Js 15:6; 18:17.

2. “Ilay vaton’i Bohana” izay teo amin’ny sisin-tany nanasaraka ny fokon’i Benjamina sy Joda. (Js 15:6; 18:17) Teo akaikin’ny zorony avaratrandrefan’ny Ranomasin-tsira no nisy azy io, toa teo am-pototr’ilay lembalemba antsoina hoe Lemaka Ivan’i Akora.