Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Dakera

Dakera

(Dakèra) [Mandoaka].

Rain’ny iray tamin’ireo lehibem-paritra 12, izay notendren’i Solomona hamatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, iray volana isan-taona. Toa ny faritra atsimon’i Dana no niandraiketany.​—1Mp 4:7, 9.