Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Damary

Damary

(Damàry).

Vehivavy nandre an’i Paoly niaro tena teny amin’ny Areopago (Havoanan’i Marsa), tany Atena. Tonga mpino àry izy. (As 17:33, 34) Toa tsy Grika i Damary satria matetika ny vehivavy atenianina no nitokana fa tsy nifangaroharo tamin’ny olona. Mety ho olona ambony i Damary matoa izy irery no vehivavy voatonona anarana. Tsy voatery hoe vadin’i Dionysio izy, satria fotsiny hoe notononina miaraka ny anaran’izy ireo.