Dikla HANDEFA Dikla (Diklà). Taranak’i Sema avy tamin’i Joktana. (Ge 10:21, 26, 27; 1Ta 1:17, 20, 21) Misy manam-pahaizana mihevitra fa nanorim-ponenana tany amin’ny faritra atsimon’i Arabia ny foko nisy an’i Dikla. Tsy azo antoka anefa izany. Hanao Pirinty Hizara Hizara Dikla Fandalinana ny Soratra Masina Dikla Malagasy Dikla https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 390