Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Dilana

Dilana

(Dilàna).

Tanàna jodianina tany Sefela. (Js 15:20, 33, 38) Tsy tena fantatra ny toerana nisy azy. Misy manam-pahaizana anefa milaza azy io ho i Tell en-Najileh (Tel Nagila), tokotokony ho 10 km any atsimoandrefan’i Lakisy.