Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Dionysio

Dionysio

(Diônysiô) [an’i Dionysos [andriamanitry ny divay]].

Mpitsara iray teny amin’ny Areopago tany Atena. Teny izy no nandre an’i Paoly niaro ny tenany ary lasa Kristianina.​—As 17:34; jereo AREOPAGO.