Dodavaho
(Dodavàho) [mety hidika hoe Malalan’i Jehovah].
Lehilahy avy any Maresa. I Eliezera zanany lahy no naminany ny loza hanjo an’ireo sambo niara-namboarin’i Josafata sy Ahazia mpanjaka ratsy fanahy teo amin’ny Israely.—2Ta 20:36, 37.