Ebala HANDEFA Ebala (Ebàla). Zanak’i Sobala lehibem-poko horita, izay taranak’i Seira. Ny anarany no voatonona fahatelo amin’ireo zanakalahin’i Sobala. (Ge 36:20, 23; 1Ta 1:40) Nonina tany Seira ny Horita, talohan’ny nandroahan’ny taranak’i Esao azy sy nandringanany azy.—De 2:12. Hanao Pirinty Hizara Hizara Ebala Fandalinana ny Soratra Masina Ebala Malagasy Ebala https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 399