Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ebrona

Ebrona

(Ebrôna).

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Asera. (Js 19:24, 28) Milaza ny ankamaroan’ny manam-pahaizana fa diso tsipelina ny hoe “Ebrona”, satria “Abdona” no hita ao amin’ny ankamaroan’ny sora-tanana hebreo.​—Jereo ABDONA No. 5.